Gasy Karaoké FLUO

Gasy Karaoké FLUO Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de Gasy Karaoké FLUO, Sainte-Suzanne.

💖 Joyeuse Saint-Valentin à tous les amoureux ! 💖Un cadeau signé GK FLUO pour célébrer l’amour comme il se doit :🎶 Une ce...
14/02/2026

💖 Joyeuse Saint-Valentin à tous les amoureux ! 💖

Un cadeau signé GK FLUO pour célébrer l’amour comme il se doit :
🎶 Une centaine de love songs réunies dans notre playlist « SPECIAL MPIFANKATIA ».

De quoi chanter, vibrer, partager… rien que pour vous.
🎤 À vos micros !

👉 Le lien est en commentaire.

Mirary Krisimasy sambatra an-kira...Ao amin'ny commentaire ny lien.
25/12/2024

Mirary Krisimasy sambatra an-kira...
Ao amin'ny commentaire ny lien.

Mirary krisimasy sambatra an-kira...
25/12/2024

Mirary krisimasy sambatra an-kira...

Ity ny cadeau volana Oktobre ô.
01/10/2024

Ity ny cadeau volana Oktobre ô.

JACARANDA - Paroles - Texte - LyricsJACARANDAHafahafa ho’aho ny tontolon’izy inyZakaranda nipoapoakaFonfon-tany ...

Efa maro izy ato misy isafidianana...
21/09/2024

Efa maro izy ato misy isafidianana...

Karaoke gasy - Hira malagasy 100% - Tsara feo - Mora vakiana - Ny loko marevaka FLUO no hahafantarana azy - Misy Playlist mazava sy milamina tsara - Mivoatra hatrany - Ny tsara indrindra sy asa voakaly natokana ho anao mpaka fy Karaoke malgache - 100% Musique malagasy - Bon son - Confort visuel à l...

Amin'ny Saint Valentin 2024 ho avy izao dia misy Playlist natokanay ho an'ny mpifankatia. Alefaso eo amin'ny commentaire...
24/01/2024

Amin'ny Saint Valentin 2024 ho avy izao dia misy Playlist natokanay ho an'ny mpifankatia. Alefaso eo amin'ny commentaires izay hiran'ny mpifankatia tianareo hiraina sy homanina ho karaoke ho anareo roa, amin'io andro io.
Manokatra ny Playlist SPECIAL SAINT VALENTIN ianao dia tsy miala ao intsony amin'ny 14 fevrier 2024.

Karaoke NY FITIAVAKO ANAO (Nahoana moa isika roa) - Bodo & Felaniary Nahoana moa isika roa no dia voatery h...

🥰😘😍 Na ny tonony, na ny feony... tsara be daholo. Hirao anie e.
20/01/2024

🥰😘😍 Na ny tonony, na ny feony... tsara be daholo. Hirao anie e.

Karaoke Gasy MANANTENA - Dedesse Mbola misy ireo ratsy fanahyIzay voakaraman-dry zalahyAny ho anyAmpio izy ireo, vonjeoFa...

😍😍😍 "Ny fitia anie tsy kilalao..."🎙🎙🎙 Atolotray anao ity hiran'i Njakatiana ity. I Mbolatiana no niara-nihira taminy an'...
05/01/2024

😍😍😍 "Ny fitia anie tsy kilalao..."

🎙🎙🎙 Atolotray anao ity hiran'i Njakatiana ity. I Mbolatiana no niara-nihira taminy an'izy ity voalohany. Tamin'ny fankalazana ny 30 ans de scène kosa dia i Tosy no nampiara-peo tamin'i Njakatiana.

💞💞💞 "Sarotra ny mitia" no tena loha-teny fa ilay refrain hoe "Ny fitia anie tsy kilalao..." no tena ahafantarana azy ity. Mba zarao amin'ny commentaire raha misy fotoana tsaroanao manokana rehefa mihaino an'ity slow mahafinaritra ity.

🎤🎤🎤 Anareo ary ny sehatra.

❤️❤️❤️Aza adino ny mi-s'abonner amin'ny Gasy Karaoké Channel amin'ny Youtube. Misy ny hira tianareo rehetra azo anaovana karaoke ao.

💞💞💞 Aza misaraka amin'ny GasyKaraoke amin'ity week-end ity ! Mankalaza e.

Karaoke Gasy SAROTRA NY MITIA - NJAKATIANA & TOSY Naharay hafatra aho androanyHafatra avy any aminaoKa lasalasa ny vina...

🎼🎹🇲🇬 Iza ary no hiram-pirenena faharoa'ny diaspora malagasy manerana ny tany raha fantatrareo ?🎤🎧🇲🇬 Ho hitanao ao amin'n...
28/12/2023

🎼🎹🇲🇬 Iza ary no hiram-pirenena faharoa'ny diaspora malagasy manerana ny tany raha fantatrareo ?

🎤🎧🇲🇬 Ho hitanao ao amin'ny chaîne youtube Gasy Karaoké Channel
https://www.youtube.com/watch?v=aNLN0W_HZiQ

🤩😎 Miaraka amin'ny hira hafa maro nosafidianay manokana anaovana karaoké amin'izao fetin'ny faran'ny taona izao.

Mihirà finaritra ô !🇲🇬

Gasy Karaoké ILAY NOSY - Dadah Rabel (Mahaleo)Tononkira - Paroles - Texte - LyricNa lavitra aza ahoTsy nanadino anaoFa toy ny reny nitaizaTsy adino n'aiza n'...

🎤🇲🇬 Natokana ho an'ny Malagasy tia mifety manao karaoké amin'ity Bonne année 2014 ity.😎🥰🎹🇲🇬 Tsidiho ny https://www.youtu...
28/12/2023

🎤🇲🇬 Natokana ho an'ny Malagasy tia mifety manao karaoké amin'ity Bonne année 2014 ity.😎🥰
🎹🇲🇬 Tsidiho ny https://www.youtube.com//videos
🎧🇲🇬 Pour votre Soirée karaoké des fêtes de fin d'année, une seule référence : Gasy Karaoké Channel !
🎼🇲🇬 Rendez-vous sur https://www.youtube.com//videos

Share your videos with friends, family, and the world

Adresse

Sainte-Suzanne

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Gasy Karaoké FLUO publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Gasy Karaoké FLUO:

Partager