Restaurant l'orchidee

Restaurant l'orchidee Restaurant bar ouvert 7h - 22h, Lundi -Vendredi. Samedi de 19h à 23h; (fermeture de la cuisine à 22h)

Lieu convivial, un rendez vous pour ceux qui aiment le voyage, cuisine franco-malgache ou le couple mixte vous accueille avec plaisir et vous amène à travers un voyage culinaire ; soirée karaoké ou soirée à thème

FAHINY 80, 90Ho anao nanana 😍Cahier de Souvenirs😍 Na tamin'ny 🎤Cahier de Chants🎤, FAHINY no nihiraNa koa manimanina, ny ...
01/09/2026

FAHINY 80, 90

Ho anao nanana 😍Cahier de Souvenirs😍
Na tamin'ny 🎤Cahier de Chants🎤, FAHINY no nihira
Na koa manimanina, ny 🫂Boum taloha, 🫂
Natao ho anao ity, fa vakio tsara aloha

Hotantaraina anao, ny 😉FAHINY😉 adolantsento
Ho henonao ao, ny 👩‍🎤hiram-betsovetso👨‍🎤
Hiverenanao iainana, ireo lalaonao ⚽ FAHINY.
Hotsarovanao indray, irony fahazaza virijiny😉

Angamba ianao halahelo 😮‍💨, ary tena hahatsiaro🥲
Ny lasanao FAHINY, ireo tranga maromaro ⁉️
Nanamarika anao, ary koa nanao sonia
Ilay FAHINY tsy hiverina, fa efa dify sy doria🫤

Koa raha te hanembonembona, na koa hiombon-jara 😎
Dia tongava maro, hiaina ireo tantara
Averina aminao, ireo famerim-bolan-tsiny
Miaraha ary aminay, hiaina ny 💬 FAHINY

⏪ FAHINY 80, 90
🤣Miaraka amin'i Raozigasy sy Raozily
👉Tononkalo, Lalao, Hira, Dihy
💾 Hiresaka Cahier de Souvenirs
☎️ Hanembona La Boum
🎼 Hihira Cahier de chants

📌 Daty : 03 Oktobra 2026
🕘 Fotoana : 09.00 alina
📍Toerana : L'Orchidée de Madagascar
☑️Adiresy : 91 avenue Marcel Paul 92230 Genevilliers
📞 Fifandraisana : 06 62 20 77 43
💲Fandraisana anjara : 25 euros

‼️ Voafetra ny toerana.‼️

17/08/2026

Fermeture annuelle du 15 Aout 2026 jusqu'au 31 Aout 2026 inclus.
Bonnes vacances à tous.

15/08/2026

Salama daholo,
Tonga ny andro fialantsasatra kely.
Mihidy izahay manomboka 15 Aout jusqu'à 31 Aout 2026.
Mba haka rivotra lavitra be dia mankasitra anareo, tonga matetika eto aminay.
Mandrampihaona indray ary oh.
Profitez de vos vacances.

Adresse

91 Avenue Marcel Paul (ancienne Avenue Pont D Epinay)
Gennevilliers
92230

Heures d'ouverture

Lundi 07:00 - 22:00
Mardi 07:00 - 22:00
Mercredi 07:00 - 22:00
Jeudi 07:00 - 22:00
Vendredi 07:00 - 22:00

Téléphone

+33987778274

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Restaurant l'orchidee publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Contacter L'entreprise

Envoyer un message à Restaurant l'orchidee:

Raccourcis

Partager