04/04/2026
📣📣Aiza daholy programme anareo amin'ity weekend ity?😁
🍂Raha tsy misy programme dia tongava ety aminay ety @ LAC IARIVO 🏝️🏝️ na dia hijery anizao vue mafinaritra be izao fotsiny aza🥰🥰
📌Entre RANDY sy PATRICK(Mpilalao barea) no misy anay
🔥Miandry anareo sisa izahay miaraka @ prix abordable bé🥰🥰